Dikan'ny teny : halavirana

Hampiditra dikany vaovao
1 Fahalavirana, Halavitana (lavitra) a.: Toetran' ny toerana na zavatra lavitra; fihatahana lavitra: Mandreraka ny mpianatra ny halaviran'ny sekoly. 1 Elanelana: Ohatrinona ny fahalaviran'i Toamasina sy Vavatenina? Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel