Dikan'ny teny : halavorariana

Hampiditra dikany vaovao
1 Fahalavorariana (lavorary) a: Toetran'ny zavatra na olona tonga amin'ny fanaperana ka tsy misy hokianina intsony ny aminy: Sarotra ny mahatratra ny fohalavorariona / Mahavariana ny halavorarian'ny milina ao amin'ny tenan'olombelona. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel