Dikan'ny teny : halehibiazina

Hampiditra dikany vaovao
1 (lehibe) mt. ih. (halehibiazo): Atao tonga lehibe: Halehibiazo ity efitra ity amin'ny taona ambony. ~ Ampitomboina ny sary ahitana azy: Halehibiazinhy mikraoskaopy ny tongo-dalitra ka jiita mazava tsara Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel