Dikan'ny teny : halohalo

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Toetran'ny zavatra tsy ambony tsy ambany, anevanevany; zavatra toa manakontakona sy mihebiheby eo ambony maso eo. 1 Ahalohalo, voahalohalo, tafahalohalo 1 mihalohalo, fihalohalo, mpihalohal0 1 ihalohaloana, fihalohaloana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel