Dikan'ny teny : hamaivanana

Hampiditra dikany vaovao
1 (maivana)a.: Tsy fahavesarana, hakelezan-danja: Tsy ny hamaivanany akory no tsy itiavako ity fonaka ity fa ny haratsiany mihitsy. ~ F-p,: Hamaivanan-doha: tsy fiheverana, tsy fieritreretana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel