Dikan'ny teny : hamaivanina

Hampiditra dikany vaovao
1 (maivana) mt. ih. (hamaivano): Atao tonga maivamaivana kokoa: Nohamaivaniny ny entako fa hitany sahirana ery aho. ~ Ahena, hakelezina: Mbola vaovao aho ka nohamaivaniny ny raharahako. ~ Heverina ho tsy misy lanjany firy: Toa hamaivaninao re izany hadisoanao izany, Rakoto? Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel