Dikan'ny teny : hamavoina

Hampiditra dikany vaovao
1 (mavo) rit. ih. (hamavoy): Atao tsinontsinona, haratsina, esoina: Hamavoiny daholo ny olona rehetra. ΒΆ M.h. : Vasohina, atao tsinontsinona, esoina, tebahina, tsizarizarina, zimbazimbaina, fotsifotsina, tsiratsiraina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel