Dikan'ny teny : hamba

Hampiditra dikany vaovao
1 Hambahamba a.: Fisalasalana, tsy fahavononana ka miahotrahotra: Aza matahotra fa hataoko tsy misy hambahamba io. 1 Fiatoatoana raha miteny. - t.i.f.: Hambahambaina, ahambahamba, voahambahamba, tafahambahamba 1 manambahamba, fanambahamba, mpanambahamba I anambahambàna, fanambahambàna I mihambahamba, fihambahamba, mpihambahamba I ihambahambana, fihambahambàna. ¶ M.h.: Mihambahamba, misalasala, miahanahana, miahotrahotra, miherohero. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel