Dikan'ny teny : hamoraina

Hampiditra dikany vaovao
1 (mora) mt. ih. (hamoray na hamorao): Atao tonga mora: Hamorao kely ny fanadinana amin'ito fa sarotra loatra isan-taona. ? Amboarina atao raharaham-pihavanana ifampiraharahana ankamorana: Soa ihany fa nohamoraina ny raharaha fa raha tsy izany mety ho lasa ady nifanaritaka mihitsy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel