Dikan'ny teny : handroina

Hampiditra dikany vaovao
1 (handro) mi. (handro y) : Masahina amin' ny afo, na tenehina izany na ampangotrahina: Efa nohandroinao ve ny vary? (Manana endrika roa hafa izay samy fampiasa tsara io teny io: 1) ahandroina, izay nalaina avy amin'ny fifanahafan'endrika--amin'ny mt. mpamari-toe-javatra ahandroana: Efa nahandroinao ve ny vary? 2) andrahoina, izay teny mifamadi-baninteny amin'ny ahandroina ihany (jer. Ahazoana sy azahoana): Efa nandrahoinao ue ny vary? Marihina fa amin'izy telo ireo, dia ity farany no be mpampiasa indrindra). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel