Dikan'ny teny : hangihangy

Hampiditra dikany vaovao
1 p.t.: Hitaho mangasihasy; mahatsiaro menatra noho ny tahotra na ny hatairana: Hangihangy foana teo i Soa nony vaky ny siny. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel