Dikan'ny teny : hanitra

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fofona tsara, mamerovero. - t.i.f.: Manitra 1 hanirina, manirina / manamanitra, fanamanitra, mpanamanitra / anamanirana, fanamanirana I mihamanitra / mahamanitra / manimanitra. - F.-p.: Hani-bary tsy harena: izay fofon'ny vary ma-nitra ao an-tranon'olona iray tsy azo ilazana fa manana ny ampy izy. J Hanitra nentindrazana:ny hatsaran-toetran' ny razana izay mbola tokony ho tanan'ny taranany: ny "toe-panahy soa izay mampiavaka ny isam-pirenena". * Ohab.: Sakamalao sy havozo samy manana ny hanitra en tin y: samy manana ny toetra manokana azy avy, na dia samy tsara aza. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel