Dikan'ny teny : hanoanana

Hampiditra dikany vaovao
1 (nana) a: Toetran'ny olona tsy nihinantsakafo efa elaela ka mahatsiaro mangebaka ny kibony. * Ohab.: Maivan-tsy zaka ohatra ny hanoanana: mahatsiaro ho tsy misy na inona na inona ny kibo ka maivana, nefa tsy zaka kosa satria reraka ny tena; h,o.: enti-milaza zavatra roa toa mifanohitra, vokatry ny anton-javatra iray ihany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel