Dikan'ny teny : hanta

Hampiditra dikany vaovao
1 Hantahanta a.: Angolangola na fihetsika somary amboamboarina raha mangata-javatra noho ny fitokiana fitiavana; fiangaviana na fitarainana hahazoana zavatra na hahazoana manao ny sitraky ny fo noho ny fitokiana fitiavana; fanaovana angolangola hahazoana tombompitia: Tokony ho voafefin' ny fanajana mandrakariva ny hantahanton'ny ankizy. - t.i.f.: Hautaine, ahanta, voahanta, tafahanta I mihanta, fihanta, mp!hanta / ihantana, fihantana / mampihanta, fampihanta, mpampihanta / ampihantaina 1 ampihantàna, fampihantàna, mahahanta / hantahanta. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel