Dikan'ny teny : hany

Hampiditra dikany vaovao
1 t.t.: Tokana, irery: Izy no hany zona-dray aman-dreniny. - Hany koa: irery ihany (fanaon'ny mpanoratra eo alohan'ny anarana tiana hofaritana): Hany koa Rakoto no zana-dray aman-dreniny (Rakoto irery ihany no zana-drainY sy reniny). / Hany ka: Teny mpampitohy mampifampiankina, milaza vokatry ny toe-javatra voalaza eo aloha: Tsy nisy rivotra firy tao an-trano hany ka narary ny andohako. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel