Dikan'ny teny : haoka

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fandavahana na fandoahana; fangaronana hahitana ny miafina, ny tsiambaratelo. i t.i./.: Mangaoka, fangaoka, mpangaoka. Ahitsio
2 Haokaoka a.: Fahamaimaizana, fahadodonana. - t.i.f.: Mihaokaoka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel