Dikan'ny teny : haolo

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Fiasana fandoahankoditra, fampiasan'ny mpanao kiraro indrindra. Ahitsio
2 Haolohaolo p.t.: Dia, mirenireny, tsy voatamana hiara-mipetraka amin'ny olona: Amboa, omby haolo. / Mandosindositra olona, kaody: Haolohaolo iny tovolohy iny. (Aza afangaro amin'ny hoe Aolo: tsy misy olona, tsisy mponlna; (Jereo io teny io). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel