Dikan'ny teny : harahara

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Hazo antonontonony, mahatratra 7-8 m ny haavony ary 0,16-0,20 m ny savaivony (Phylloxiion enaifolium) hazo mafy diamafy, fanaovana zaran'angady indrindra ka nahatonga azy ho teny mitovy hevitra amin'ny "angady": Ilay homo mivady: ny lahy tsy tia harahara, ny voua tsy tia vody tenona. (ohab, enti-milaza ny mpivady roa kamo samy tsy tia a-sa). Ahitsio
2 ft.: Madiva dia ho ro-vitra. - t.i.f.: Mangarahara. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel