Dikan'ny teny : haran-tratra

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Anarana omena ny fitambaran'ny taolana mamefy ny fo sy ny havokavoka, dia ny taolan-tratra, ny taolan-tehezana ary ny taolan'ny hazondamosina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel