Dikan'ny teny : haranana

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Paosy faharoa (manarakaraka ny takoribabo) amin'ny vavonim-borona, izay misy vatokely madinika be dia be manorotoro ny sakafony. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel