Dikan'ny teny : hararaotina

Hampiditra dikany vaovao
1 (hararaotra) mt. ih, (hararaoty): Vonjena ha-tao sao tsy misy hahazoana manao azy intsony: Hararaoty izao vidim-bary mora izao mba hiuidianana betsaka. - Ampiasaina ny fahavoazan' ny sasany mba hamelezana azy bebe kokoa: Nohararao• tinao ny tsy naha-teo ahy mba hanaovanao ny fifaninanana Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel