Dikan'ny teny : haratra

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Hazo lava mampitohy ny tapenaka roa eo antenatenany ambony kely (haratra ambony) ary eo ambany (haratra ambany) andany roan'ny vovonana, ka ipetrahan'ny lohatrano, a F,•p,: Mitatao haratra am-ban y: fotoana ifanitsian'ny masoandro amin'ny haratra ambany (tokony ho eo amin' ny sivy maraina eo). / Mita-tao haratra ambony: tokony ho eo amin'ny iraika ambin' ny folo maraina eo. Ahitsio
2 a.: Fanakakasana ny volo amin'ny hareza na amin'ny lelan'antsy maranitra. - t.i.f.: Haratana, harasana, aharatra, voahaxatra 1 manaratra, fanaxatra, mpanaratra 1 anaratana,fanaratana 1 miharatra, fiharatra, mpiharatra 1 iharatana, fiharatana 1 mahaharatra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel