Dikan'ny teny : haratsina

Hampiditra dikany vaovao
1 (ratsy) mt. ih. (haratsio): Atao tonga ratsiratsy kokoa: Efa nodiditra ihany i Koto taloha, fa uao mainka noharatsin'ny sakaizany izy. * Hamavoina, atao tsinontsinona, zimbaina: Aza haratsina ny nahitana masoandro. ? Endrikendrehina, hosoran-dratsy, hosoram-potaka; Noharatsin'ny mpiaramiasa aminy tamin'ny lehibeny izy ka very toerana Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel