Dikan'ny teny : harendrina

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Afo arehitra amin'ny bozaka voafatotra amin'ny hazo lavalava, na fanilo entina mandehandeha manodidina ny trano amin' ny andro fandroana na fetim-pirenena malagasy, mba handroaka ny fanahy ratsy tsy hanembantsembana ny fifalian'ny velona. * t.i.f.: Manarendrina, fanarendrina. Ahitsio
2 a: Karazana bibikely, manjelanjelatra rehefa manidina amin'ny alma, angamenavava. - Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel