Dikan'ny teny : harihary

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fisehoana tsara manontolo tsy misy miafina. i Aharihary, voaharihary, tafaharihary 1 miharihary,fihariharY, mpiharihary ( iharihariana, fiharihariana f ampihariharina 1 mampiharihary 1 mahahariharY. * F.-p.: Hariharin-tany: tany ngazana hita miharihary no-ho ny tsy fisian'ny ahitra manarontsarona azy. ΒΆ M. h.: Rikarikan-tany. / Hariharintaolana: vatana mahia dia mahia ka hita mitrakitraky ny taolana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel