Dikan'ny teny : harihina

Hampiditra dikany vaovao
1 (harika) mt, ih. (hariho): Jerena misompirana am-pahasosorana: Aza harihinao toy izao aho fa tsy naninona anao. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel