Dikan'ny teny : harika

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fijerena misompirana amim-pahasosorana na tsy fitiavana, fijerena manao maso mitsivatana mba ho mariky ny tsy hafaliana na fahalotehana amin'olona. - t.i.f, : Harihina, voaharika 1 mangarika, fangarika, mpangarika 1 angarihana, fangarihana f mahaharika 1 harikarika. . - t.i.f.: Harinina, voaharina 1 mangarina, fangarina, mpangarina f angarinana, fangararinana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel