Dikan'ny teny : harofana

Hampiditra dikany vaovao
1 (haroka) mt. ih, (harofy): Alaina, halorina ao anaty lavaka, hadina ao anaty tany: Noharofan'ny saka tao` anaty lavany ilay totozy, 1 H.o.: Tadiavina ho fantatra, karohina: Noharofany ny hevitro fa lany andro foana izy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel