Dikan'ny teny : hary

Hampiditra dikany vaovao
1 t.-p.: Izany manko o! Ahitsio
2 a.: Izay vola azo na voangona, izay vokatry ny natao, teo amin'ny fanaovan-javatra na asa: Harinay mivady ity trano ity. { t,if.: Harina, voaharina 1 mfharY, fihary, am, lihariana, fihariana na fiharena 1 mahahary. * Hary volo: volo avela haniry eo an-tampon-dohan'ny zaza, izaY ampitomboina isan-taona hatrany ny velarany ambara-pahatonga hatrany an-katoka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel