Dikan'ny teny : hasarotina

Hampiditra dikany vaovao
1 (sarotra) mt. ih. (hasaroty): Atao izay hahasarotra azy na dia zavatra mora izao aza: Hasarotinao koa ny raharaha, nefa mety ho mora foana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel