Dikan'ny teny : hasoa

Hampiditra dikany vaovao
1 (soa) a.: Toetra soa, toetra tsara. 1 Hafinaritra, hatsara, hakanto: Ny hasoan' ny voninkazo. 1 Ny vokatra entin'ny..., ny ilana ny...: Tsy fantatrao angaha ny hasoan'ny orana? Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel