Dikan'ny teny : hasoavana

Hampiditra dikany vaovao
1 (soa) a.: Hatsarana: Fano hasoavana ilay vehivavy renin'Andriamanitra ~ Toe-java-tsoa, fahazoana soa: Tsy tokony hifanary na ankasoavana na an-karatsiana ? Ny firavoravoana, ny lanonana amin'ny famoran-jaza; ny famoran-jaza mihitsy: Namonjy hasoavana tao aminay ry Rakoto mianakavy. / Hatao hasoavana ny zafikeliko. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel