Dikan'ny teny : hatairana

Hampiditra dikany vaovao
1 na Fahatairana (taitra) a.: Fihetseham-po mahita na mandre zavatra tampoka tsy nampoizina: Mifoha amim-pahatairana. ~ Fivadiham-po: Tsy hita holazaina ny fahatairako nahita ilay ombalahy be tandroka roa metatra teo anoloako. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel