Dikan'ny teny : hatanjahina

Hampiditra dikany vaovao
1 (tanjaka) mt. ih. (hatanjaho): Atao tonga manan-kery kokoa, mahery fo kokoa: Tokony hohatanjahinao amin'ny fanafody ity zaza ity fa saozanina. • Hamafisina kokoa: Nohatanjahiko tamin'ny anja-by tray iehibe ny sakamandimbin'ny tranoko. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel