Dikan'ny teny : hatavezina

Hampiditra dikany vaovao
1 (tavy) mt. ih. (hatavezo): Atao tonga matavy, afahy: Hatavezo ireto kisoa ireto ambara-piveriko. ~ H. o.: Ampitomboina ny filaza azy, itarina anaovana laza masaka: Nohataveziny er? ny fitantarana ny ady baolina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel