Dikan'ny teny : hatavy

Hampiditra dikany vaovao
1 Hatavezana (tauy) a.: Toetran'ny olona na biby matavy, botrefona; habotrefona: Tsy afa-mandeha intsony ity vorona ity noho ny hatavezany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel