Dikan'ny teny : hatezana

Hampiditra dikany vaovao
1 na Fahatezana a.: Toetran'ny zavatra mateza; faharetana; fahelana: Zato taona ny hatezan'ny fiainan' ny zanak'olombelona raha ela indrindra Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel