Dikan'ny teny : hatezerana

Hampiditra dikany vaovao
1 na Fahatezerana (tezitra) a.: Tsy fahafalfana amin'olona iray, izay mety hitarika hamely azy; hasosorana; havinirana: Ny hatezerana, hono, hadalana miserana ΒΆ M.h.: Mirehitry ny hatezerana, misafoaka, misamontotra, mifoaka, mitroatra, mifoaba Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel