Dikan'ny teny : hatsaka

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fandidiana, famaranana tsy hisy romoromony; fanesorana ny tafahoatra na ny manan-tombo mba hampahitsy azy. - t.i.f,: Hatsahana, ahatsaka, voahatsaka f manatsaka, fanatsaka, mpanatsaka / anatsahana, fanatsahana / mihatsaka, fihatsaka jihatsahana, fihatsahana / mahahatsaka f h atsak atsak a. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel