Dikan'ny teny : hatsarana

Hampiditra dikany vaovao
1 (tsara) a.: Toetran' ny olona na zavatra tsara, mahafinaritra jerena, na ambony, mendrika: Endre! ny hatsaran-tarehin'ity voninkaza! / Hatsaram-panahin'olona izany! Ahitsio
2 (tsara) a.: Sikidy: Nanao hatsarana tao an'efitra Rainibozy no tratranay. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel