Dikan'ny teny : havia

Hampiditra dikany vaovao
1 a, sady p.t.: Amin'ny vatan'ny olombelona sy ny biby, ny ila izay andrenesana ny fitepon'ny fo ary izay mifanitsy amin'io ila io, mifanohitra amin'ny havanana: Amin'ny havian-dalana man-dahu. / Tanan-kavia i Haviazina / manavia / mikaviavia. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel