Dikan'ny teny : havotsana

Hampiditra dikany vaovao
1 (votsa) a.: Toetran' ny olona votsa, miadam-panao zavatra, tsy kinga: Mahay ny asany tsara izy, fa ny havotsany no tsy anerany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel