Dikan'ny teny : haza

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Izay azo amin'ny fanenjehana na fisamborana biby dia na amin'ny fanjonoana: Inona avy ny haza nentinareo? • h. L: Izay azon'ny biby dia eny am-pirembena hataony sakafo: Ny amboadia mitondra ny hazaeoy any anaty zohy. i ti.f.: Hazaina, voahaza 1 mihaza, fihaza, mpihaza 1 ihazana, fihazana 1 mahahaza 1 hazahaza. ¶ M.h.: Remby. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel