Dikan'ny teny : hazakazahina

Hampiditra dikany vaovao
1 (hazakazaka) mt. ih. (hazakazaho): Aleha haingana, vonjena maika: Nohazakazahiko tany an-tsaha Rakoto nony tsy hitako tao an-tranony. • Enjehina: Nohazakazahiko tamin'ny tehina ilay karilahy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel