Dikan'ny teny : hazangazana

Hampiditra dikany vaovao
1 (hazana) a.: Fahamninana (toy ny fahamainan'ny tany karankaina). Ahitsio
2 a.: Fitazanana ny lavidavitra fa tsy manatona; fijerena taratra na fitiliana hahafantarana izay miseho. - t.i.f.: Hazangazanina, ahazangazana 1 manazangazana 1 anazangazanana, f anazangazanana 1 mahazangazana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel