Dikan'ny teny : hazondamosina

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fitambarana taolana maromaro misy loaka ka itoeran'ny tsoka, izay mifampitohitohy lava manaraka ny lamosina ary manenjana ny vatana ambony hijoro. - F.-p.: Tsy manana hazondamosina: enti-milaza olona tsy manan-tsitrapo hijoro amin'ny heviny na amin'izay tiany. / Henoy izany, ry hazondamosina: enti-milaza zavatra tsy Usina hohenoina ka ny hazondamosina — misy tsilalaon-teny amin'ny vato aman-kazo izay tsy mandre na inona na inona — no asaina mihaino azy fa tsy ny soffna. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel