Dikan'ny teny : hazondrano

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Hazo fahita any amin'ny ala atsinanana, mety ho lava, nefa matetika antonontonony ihany, mazavazava ny volony ary fanaovana zavamaneno indrindra (amponga, gitara...) sy rafikazo samihafa vola. (Ilex mitis). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel