Dikan'ny teny : hefakefaka

Hampiditra dikany vaovao
1 Hefakefany a.: I-lany iray amin'ny kitrom-biby. • Zavatra mikiraviravy, sady mihetsiketsika, nefa misy mitana azy tsy hiala. 1 Hefakefahina, ahefakefaka, voahefakefaka 1 mihefakefaka, fihefakefaka, mpihefakefaka 1 ihefakefahana, fihefakefahana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel