Dikan'ny teny : hiaka

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Feo avo entinahihaikana, hihantsiana ady na hireharehana. - t.i.f.: Mihiaka, fihiaka, mpihiaka / mahahiaka I hiakiaka. Ahitsio
2 a: Soritra hita mazava miharihary, ka matetika ny soritra fotsy na mena no lazaina amin'izany. 1 t. f f.: Mangiaka 1 hiakiaka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel