Dikan'ny teny : hovitra

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fipararetana noho ny fanaviana na ny hatsiaka na ny tahotra. 1 t,i. f : Mangovitra, fangovitra, mpangovitra / angovitana, fangovitana / mangovingovitra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel